Manasitrana anao Izy

Published on 4 March 2024 at 09:15

Ho anao izay marary na manana marary ao an-tranonao ao, raiso ity teny fikasana ity ary angataho ny Tompo hanatanteraka izany ho anao anio. Tsy miova hatrizay ka ho mandrakizay Izy.

 

Ilay tonga teto an-tany,

Nanasitrana ny aretina rehetra tamin’izany andro izany,                                                                           

No mbola mihaino anao hatrany,

Ka mamehy ireo fery, ratra, ireo aretina mandalo toy ny korona maneran-tany;

Minoa fa ho tonga izany.

Mivavaha, matokia, raiso izany ka angataho, fa ho tanterahiny aminao.

Fa Ilay Tompo be fitia, dia hanasitrana anao, dieny izao anio izao.

 

He who came to Earth,

Healed the ailments of that day,

Still listens to our cries,

Bind the wounds, the hurts, the ills,

Like a corona circling the globe.

Believe, it shall arrive,

Pray, trust, and ask,

For it shall be done,

By the loving Lord,

Healing us today.

May hope bloom in every heart,

As faith whispers through the winds,

And love mends broken souls,

For the Healer of Earth is near,

Guiding us through the darkest days. 

 

MAMPAHERY ANAO IZAY MARARY AHO, MANANA FINOANA FA AMIN’NY ANARAN’I JESOSY SITRANA IANAO.

Add comment

Comments

There are no comments yet.