Vonona ny hanolo-tena ho Rainao Andriamanitra - God is ready to be your Father

Published on 8 March 2024 at 14:53

Hoy ny Soratra Masina: « Fa fantatrareo fa tsy zavatra mety ho simba, tahaka ny volafotsy sy ny volamena, no nanavotana anareo tamin'ny fitondran-tena adala, izay azonareo tamin'ny nentin-drazana, fa ny rà soan'i Kristy, toy ny ran'ny zanak'ondry tsy misy kilema ary tsy misy pentimpentina; »(1 Petera 1:18,19). Ary koa,

«…Ary Izaho handray anareo. Ary ho Rainareo Aho, ary ianareo ho zanako-lahy sy ho zanako-vavy, hoy Jehovah Tsitoha. » (2 Korintiana 6:17,18).

 

Raha toa kamboty ianao ka… ts’isy Ray, ts’isy Reny.

Dia indro holazaiko anao fa… Ho voaray, tsy ho irery.

Ny antony? satria izao …Efa voavidy ianao.

Tsy tamim-bola sy harena, izay mora simba ihany.

 Fa noho ilay rà izay nomeny, ka nalatsany amin’ny tany.

Ankehitriny, tadidio, fa manan-kavana ianao.

Tsy eto an-tany ihany anio, fa any an-danitra any izao.

I Jesosy, zokinao, Ilay Ray, Dadanao.

Tsy hamela anao irery amin’ny ady atrehanao.

Ka raha mivavaka ianao, Rainay o an-danitra any

Dia tsarovy hatramin’izao, fa tena zava-misy izany.

 

𝑰𝒇 𝒚𝒐𝒖’𝒓𝒆 𝒂𝒏 𝒐𝒓𝒑𝒉𝒂𝒏, 𝒍𝒐𝒔𝒕 𝒂𝒏𝒅 𝒇𝒐𝒓𝒍𝒐𝒓𝒏,

𝑵𝒐 𝑭𝒂𝒕𝒉𝒆𝒓’𝒔 𝒆𝒎𝒃𝒓𝒂𝒄𝒆, 𝒏𝒐 𝑴𝒐𝒕𝒉𝒆𝒓’𝒔 𝒎𝒐𝒓𝒏,

𝑭𝒆𝒂𝒓 𝒏𝒐𝒕, 𝒎𝒚 𝒅𝒆𝒂𝒓, 𝒇𝒐𝒓 𝒚𝒐𝒖’𝒍𝒍 𝒇𝒊𝒏𝒅 𝒚𝒐𝒖𝒓 𝒑𝒍𝒂𝒄𝒆,

𝑨𝒄𝒄𝒆𝒑𝒕𝒆𝒅, 𝒄𝒉𝒆𝒓𝒊𝒔𝒉𝒆𝒅, 𝒊𝒏 𝒍𝒐𝒗𝒆’𝒔 𝒘𝒂𝒓𝒎 𝒆𝒎𝒃𝒓𝒂𝒄𝒆.

𝑾𝒉𝒚, 𝒚𝒐𝒖 𝒂𝒔𝒌? 𝑩𝒆𝒄𝒂𝒖𝒔𝒆 𝒚𝒐𝒖’𝒗𝒆 𝒃𝒆𝒆𝒏 𝒃𝒐𝒖𝒈𝒉𝒕,

𝑵𝒐𝒕 𝒘𝒊𝒕𝒉 𝒔𝒊𝒍𝒗𝒆𝒓 𝒐𝒓 𝒈𝒐𝒍𝒅, 𝒘𝒉𝒊𝒄𝒉 𝒇𝒂𝒅𝒆 𝒕𝒐 𝒏𝒂𝒖𝒈𝒉𝒕,

𝑩𝒖𝒕 𝒃𝒚 𝒄𝒓𝒊𝒎𝒔𝒐𝒏 𝒓𝒊𝒗𝒆𝒓𝒔, 𝒂 𝒔𝒂𝒄𝒓𝒊𝒇𝒊𝒄𝒆 𝒑𝒓𝒐𝒇𝒐𝒖𝒏𝒅,

𝑯𝒊𝒔 𝒃𝒍𝒐𝒐𝒅 𝒔𝒑𝒊𝒍𝒍𝒆𝒅 𝒐𝒏 𝒆𝒂𝒓𝒕𝒉, 𝒂 𝒍𝒐𝒗𝒆 𝒖𝒏𝒃𝒐𝒖𝒏𝒅.

𝑹𝒆𝒎𝒆𝒎𝒃𝒆𝒓 𝒕𝒉𝒊𝒔 𝒕𝒓𝒖𝒕𝒉, 𝒉𝒐𝒍𝒅 𝒊𝒕 𝒄𝒍𝒐𝒔𝒆 𝒊𝒏 𝒚𝒐𝒖𝒓 𝒉𝒂𝒏𝒅,

𝑵𝒐𝒕 𝒋𝒖𝒔𝒕 𝒐𝒏 𝒕𝒉𝒊𝒔 𝒆𝒂𝒓𝒕𝒉𝒍𝒚 𝒔𝒐𝒊𝒍, 𝒃𝒖𝒕 𝒊𝒏 𝒉𝒆𝒂𝒗𝒆𝒏’𝒔 𝒈𝒓𝒂𝒏𝒅,

𝑱𝒆𝒔𝒖𝒔, 𝒚𝒐𝒖𝒓 𝒆𝒍𝒅𝒆𝒓, 𝒚𝒐𝒖𝒓 𝑭𝒂𝒕𝒉𝒆𝒓, 𝒚𝒐𝒖𝒓 𝒈𝒖𝒊𝒅𝒆,

𝑯𝒆’𝒍𝒍 𝒔𝒕𝒂𝒏𝒅 𝒃𝒚 𝒚𝒐𝒖𝒓 𝒔𝒊𝒅𝒆, 𝒊𝒏 𝒍𝒊𝒇𝒆’𝒔 𝒕𝒆𝒎𝒑𝒆𝒔𝒕 𝒂𝒏𝒅 𝒕𝒊𝒅𝒆.

𝑺𝒐 𝒘𝒉𝒆𝒏 𝒚𝒐𝒖 𝒑𝒓𝒂𝒚, 𝒍𝒊𝒇𝒕 𝒚𝒐𝒖𝒓 𝒆𝒚𝒆𝒔 𝒕𝒐 𝒕𝒉𝒆 𝒔𝒌𝒚,

𝑶𝒖𝒓 𝑭𝒂𝒕𝒉𝒆𝒓 𝒊𝒏 𝒉𝒆𝒂𝒗𝒆𝒏, 𝒘𝒉𝒐 𝒉𝒆𝒂𝒓𝒔 𝒆𝒗𝒆𝒓𝒚 𝒄𝒓𝒚,

𝑨𝒏𝒅 𝒌𝒏𝒐𝒘, 𝒎𝒚 𝒇𝒓𝒊𝒆𝒏𝒅, 𝒕𝒉𝒓𝒐𝒖𝒈𝒉 𝒋𝒐𝒚 𝒂𝒏𝒅 𝒕𝒉𝒓𝒐𝒖𝒈𝒉 𝒔𝒕𝒓𝒊𝒇𝒆,

𝑻𝒉𝒊𝒔 𝒍𝒐𝒗𝒆, 𝒕𝒉𝒊𝒔 𝒈𝒓𝒂𝒄𝒆—𝒊𝒕’𝒔 𝒕𝒉𝒆 𝒓𝒆𝒂𝒍𝒆𝒔𝒕 𝒕𝒉𝒊𝒏𝒈 𝒊𝒏 𝒍𝒊𝒇𝒆. (by Fanantenana ho anao -Hopefy)

 

TSARA ERY IZANY TENY FIKASANA IZANY. VONONA NY HANOLO-TENA HO RAINAO ANDRIAMANITRA

Add comment

Comments

There are no comments yet.